Zao

 

L'aiguille

Zao

L'aiguille

  • L'aiguille
  • Moutambou
  • N'koumbi
  • Chérie ani
  • Elle a deux diables
  • Ze t'aime
  • Mon enfant
  • Nsimba kouani
  • Mouche
  • Virginité
  • Mama na bana
  • Give me some love

 

Since Jesus Came Into My Life - FANAVAOZANA

starstarstarstarstar

02:40 images - photos : 05/01/2009 :
http://amiunik.skyrock.com/ Fanavaozana izay mahagaga tokoa Nomen'i JESOA ahy re! Fahazavan'ny fanahy izay mahafapo Nomen'i JESOA ahy re! Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa Ny fianako be siasia taloha Voaova mihitsy izao Eny, ny fahotako izay nahavoa Voasasany koa izao Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa Nyfinoako, ny fanantenako dia be Ny tokiko fantatra koa Ny fisalasalana dia ho levona re Ny saiko mandroso ho soa Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa Tonga mamirapiratra fatratra ery Ny aloky ny faty re Ka dia tsinjoko ilay vavahady ery Mankao an-tanàndehibe Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa Tsy miato mizotra mankany tokoa Ny diako hatramin'izao Hovantaniko any ilay Tompo soa Jesoa malala no ao Hatramin'zao dia endrey endrey Hatramin'zao dia endrey endrey Ny fitempon'ny foko izay ravo tokoa Onenan'ny Tompo Jesoa*********************************************Since Jesus Came Into My HeartWhat a wonderful change in my life has been wroughtSince Jesus came into my heart!I have light in my soul for which long I had sought,Since Jesus came into my heart!Since Jesus came into my heart,Since Jesus came into my heart,Floods of joy o?er my soulLike the sea billows roll,Since Jesus came into my heart.I have ceased from my wandering & going astray,Since Jesus came into my heart!And my sins, which were many, are all washed away,Since Jesus came into my heart!RéfI?m possessed of a hope that is steadfast and sure,Since Jesus came into my heart!And no dark clouds of doubt now my pathway obscure,Since Jesus came into my heart!Réf

LILY

starstarstarstarstar

04:36 images - photos : 31/12/2008 :
R LILY

Fahrenheit - Yue Lai Yue Ai MV

starstarstarstarstar

03:46 images - photos : 26/12/2008 :
Paroles (Aaron) Ru guo qing chun zhi sheng yi zhang jue ban hai ban Ba ni tie zai er jiao (Calvin) Shou chang ni de bei ying bian cheng wu jia zhi bao You wo dao chu xuan yao (Chun) Zou lu dou zai tiao chi bu bao shui bu hao Nao dai dou huai diao xin kuang tiao tai zao gao (Jiro) You mei you ting dao Qian li wai wo dui ni hu jiao (Fahreheit) Zen me ban wo yue lai yue ai Kuai gei woda sheng gong gao bai Ai jiu aimai shang yao jing cai bu yao cai pai Wei ni ku wei ni xiao wei ni down wei ni high Bu di kang bu shua lai bu hui gai Guan ta de qing hong huo zao bai Zhi yao dui ni cong bai (Chun) Liu ni cheng wei shi jie zui hou yi ge hou xiang Lin hun zhao dao shi liang Yeah (Jiro) Bu guan ni you mei you kong dang fen wo mu guang Lun wei kuai le gao yang (Arron) Zou lu dou zai tiao chi bu bao shui bu hao (Calvin) Nao dai dou huai diao xin kuang tiao tai zao gao (Arron - Calvin) You mei you ting dao qian li wai da sheng de hu jiao (Fahrenheit)?? Zen me ban wo yue lai yue ai Mo qi shi zhui kua zhang de wu tai Di yi ge chong dao di yi pai bi shui dou kuai Wei ni ku wei ni xiao wei ni down wei ni high Bu di kang bu shua lai bu hui gai Guan ta qing hong huo zao bai zhi yao dui ni cong bai (Calvin) Oh My God wo yue lai yue ai (Chun) Xiang shou zhe su ming de an pai (Jiro) Yan kan ni zhi mi de feng cai pai shan dao hai (Fahrenheit) Wei ni ku wei ni xiao wei ni down wei ni high Bu di kang bu shua lai bu hui gai Yue sha zhe yue ting bu xia lai fan er yue lai yue ai Oh My God wo yue lai yue ai Bu bi ai tian dou ta xia lai Ai ruo shi ni gei de tian zai wo yao bei hai Wei ni hen wei ni ai wei ni huai wei ni guai Bu ying gai geng ying gai cai huo gai Yue ren nai yue ting bu xia lai Zhi neng yue lai yue ai (Jiro) Yue lai yue ai da sheng biao bai oh kan wo shi huai (Aaron) Zhi neng yue lai yue ai (Jiro - Aaron) NoNoNoNo wo NoNoNo wo GoGoGo (Chun) Zhi neng yue lai yue ai (Aaron) Ru guo qing chun zhi sheng yi zhang jue ban hai ban (Jiro) Ba ni tie zai er jiao

Zao azavolagninao

starstarstarstarstar

06:37 images - photos : 17/12/2008 :

Lestat XXL- LETTRE AU PRESIDENT

starstarstarstarstar

05:00 images - photos : 16/12/2008 :
Découvrez ce nouveau clip de Lextat XXL réalisé par notre élément MARCO sur une production de Lord Ekomy Ndong. ?La lettre au président? un extrait de l?album ? Bienvenue à LBV? (ZORBAM PRODUXIONS/2007) le son est top et le message est fort bassé!!!

2.defi yox vs zao

starstarstarstarstar

17:14 images - photos : 12/12/2008 :

Groupe Laurent Rakotomamonjy - Hazo fijaliana

starstarstarstarstar

03:52 images - photos : 12/12/2008 :
Matio 26:39 - Ary NONY NANDROSO KELIKELY IZY, DIA NIANKOHOKA KA NIVAVAKA HOE: RAIKO Ô, RAHA AZO ATAO, DIA AOKA HESORINA AMIKO ITY KAPOAKA ITY; NEFA AOKA TSY NY SITRAPOKO ANIE NO HATAO, FA NY ANAO. Salamo 16:5 - JEHOVAH NO ANJARA LOVAKO SY KAPOAKAKO; HIANAO NO MAMPAHARITRA NY ANJARAKO. Hazo fijaliana : GLR Esory amiko ry Raiko, ?ty hazo fijaliana anjara ho zakaiko Fandrao hanala ny aiko sisa efa fa maty vao ho ritra Esory amiko ry Raiko Esory amiko ry Jesô tia Tsy zakan?ny hery hananako ity Mba mitalaho aho aza ratraina Alao ity hanafaka aina Esory amiko ry Jesô tia Nefa aoka tsia ho ny sitra-poko No ho tanteraka fa ny Anao Aloe ho tsoriko eto fa tsy foiko Sy mamiko ny miaraka Aminao Ampaherezo aho, mba hijoro toa Anao Hahay hitondra ?zay anjarako Ny ota anatiko ao, tsy miafina Aminao Izany ndrindra no mampitaraina mafy aho toy zao Fa ny hazo fijaliana mba natao ho fidina Fa samy manana ny anjarany Atoroy aho koa f?Ianao aza Jesoa Nitondra mafy sy mafaitra Lavitra noho izao taloha Esory amiko ry Raiko ?Ty halemena tsy hazakaiko ny hazo fijaliko Fa mandrampialam-pofonaiko De tsy maintsy ho zakaiko Izay voatendry ho ANJARAKO

1.defi yox vs zao

starstarstarstarstar

17:27 images - photos : 12/12/2008 :

Adeline - Iza no antenanainao ?

starstarstarstarstar

06:25 images - photos : 05/12/2008 :
Iza no antenainao (En qui ?...) : Inona no antenainao @?izao fiainana izao Hasambarana ve sa fiadanana koa mandalo miserana izany Matetika aza miandry anao feno alahelo hakiviana Very hevitra ianao ary indro antsoinao rahafatesana ?Ty fiainana ity tsy hitondra fiadanana ho anao Ary ?ty fiainana ity famoizam-po no entiny ho anao ?Ty fiainana ty ahiahy sy tahitra no hatolotra ho anao ?Ty fiainanan ity fahoriana no saininy ho anao Ny hevitra atoroko anao @?izao taonanao zao Tsy mety ny fiainana raha toa ka lavitra an?Andriamanitra Jesôsy maty hamonjy anao ary hanasitrana anao Raha toa ekenao izao anio izao Jesôsy hanafaka anao Jesôsy Kristy raiso ho anao fa fiainana Izy Jesôsy Kristy hamelombelona ny fonao Jesôsy Kristy hitondra fifaliana fahafahana ho anao Jesôsy Kristy fiadanana be no entiny ho anao ADELINE

Ny Railovy - Volan'ny kamboty

starstarstarstarstar

04:51 images - photos : 04/12/2008 :
Ny Railovy : Volan'ny kamboty Iny volana iny Tazanay manarangarana eo Itambaram-betsovetso Hafaliana sy tomany Volana mitranga Eo am-baravarakelinay Tsy hitafana fifaliana Fa mamoha ny fahoriana Any ho any anefa 'Zao rehetra 'zao mahita anao e Volana ô ! Lazao, lazao Fa ny eto mitalaho Efa ampy izay Ilaozy ny varavaranay Avelao ho maizina eto Ny torimaso kelinay.

WILLY LOKETO

starstarstarstarstar

02:25 images - photos : 17/11/2008 :
WILLY LOKETO tout simplement !!!

ZAO vs ???????????

starstarstarstarstar

06:03 images - photos : 16/11/2008 :
??????????? ??? ??? ?????????? ??? - ??????????? ??? ?? ?????????? ??? ?????.

ZAO ANCIEN COMBATTANT

starstarstarstarstar

06:30 images - photos : 14/11/2008 :
Tube de 1984.

Startschuss für deutsche Erdgasförderung aus Sibirien

starstarstarstarstar

01:51 images - photos : 14/11/2008 :
Der offizielle Startschuss für die neue Erdgasproduktion des deutsch-russischen Unternehmens ZAO Achimgaz, an dem auch BASF beteiligt ist, ist gefallen. Das Joint Venture fördert aus der Lagerstätte Urengoi, eins der größten Erdgasfelder der Welt. Über einen Zeitraum von mehr als 40 Jahren sollen bis zu 200 Milliarden Kubikmeter Erdgas gefördert werden. m4-tv war für Sie vor Ort in Sibirien.